- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Hetsika Avotsory Kareem

Sokajy: Ejipta, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Jereo ny lahatsary – mitondra ny lohateny hoe “Free Kareem Action” [1] (Hetsika Avotsory Kareem)- tamin'ny fihetsiketsehana notontosain'ny Reporters Without Borders izay natao teo anoloan'ny tranohevan'i Tonizia, Ejipta ary Kiobà, tao amin'ny foaram-barotra ara-pizahan-tany tao Paris ho fanoherana ny zava-misy mahatsiravina momba ny fahalalaham-pitenenana ao amin'ireo firenena ireo.