Hetsika Avotsory Kareem

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Jereo ny lahatsary – mitondra ny lohateny hoe “Free Kareem Action” (Hetsika Avotsory Kareem)- tamin'ny fihetsiketsehana notontosain'ny Reporters Without Borders izay natao teo anoloan'ny tranohevan'i Tonizia, Ejipta ary Kiobà, tao amin'ny foaram-barotra ara-pizahan-tany tao Paris ho fanoherana ny zava-misy mahatsiravina momba ny fahalalaham-pitenenana ao amin'ireo firenena ireo.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.