Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

06 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 06 Janoary 2019

Hetsika Avotsory Kareem

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Jereo ny lahatsary – mitondra ny lohateny hoe “Free Kareem Action” (Hetsika Avotsory Kareem)- tamin'ny fihetsiketsehana notontosain'ny Reporters Without Borders izay natao teo anoloan'ny tranohevan'i Tonizia, Ejipta ary Kiobà, tao amin'ny foaram-barotra ara-pizahan-tany tao Paris ho fanoherana ny zava-misy mahatsiravina momba...

Bilaogera Egyptiana maro no voasambotra

(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nalaina an-keriny raha teny an-dalana hanatrika ny fitokonana teo anoloan'ny Antenimieram-bahoaka tao Le Caire ilay Egyptiana bilaogera MaLeK (fantatra amin'ny anarana hoe MaLcoLM X). Araka ny nolazain'ilay bilaogera Amr Gharbeia, nangataka ny mpikatroky ny antoko Ghad i Malek mba...

Rindrin'Afo Lehibe an'i Torkia: Tamin'ny WordPrexy no nidirana tamin'ny bilaogy WordPress

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanangana ny tetikasa WordPrexy.com mba ahafahan'ny bilaogy Tiorka miditra amin'ny  WordPress.com ireo mpikatroky ny Great Firewall of Turkey (na Rindrin'Afo Lehibe an'i Torkia) ho setrin'ny fanapaha-kevitry ny fitsarana hanakanana ny fidirana amin'ny sehatra famahanana bilaogy WordPress.com iray manontolo any Torkia, taorian'ny fanendrikendrehana...

Geo-bombing: YouTube + Google Earth

(Tetikasa taloha) Trohy amin'ny endrika pdf ity taridia ity Ny Geo-bombing dia iray amin'ny teknika izay mety ampiasaina ahafahana mampahomby ny fampielezana ireo fanentanana an-dahatsary YouTube amin'ny alalan'ny fampidirana an-tsaritany ireo fampiasan'ny Google tahaka ny Google Maps sy ny Google Earth. Amin’izao fotoana izao ianao afa-mijery ny lahatsarinao voafangitra sy mifarango (geotagged) ao amin'ny...

Taridia Advocacy 2.0 : Fitaovana iasana amin'ny fanandrata-teny nomerika

Ny Taridia Advocacy 2.0 (Fitaovana ilaina amin'ny fanandratateny nomerika) no mamariparitra ny sasany amin'ireo teknika sy fitaovana tsara indrindra azon'ny mpikatroka - sy ireo hafa te-hianatra avy amin'ity lohahevitra ity - ampiasaina amin'ny fanentanana fanandrata-teny antserasera.

Kaoferansa Advox: Andrew Heavens miresaka ny sivana ao Ethiopia

(Lahatsoratra tamin'ny jona 2008) Resaka notontosaina nandritra ny fotoam-pivoriana Vovonana Global Voices 2008 Session “Living with censorship” (miaina miaraka amin'ny sivana) tamin'ny 27 Jona 2008 Living with censorship from Global Voices | Tsindrio eto raha hijery | Mamoaha koa ny avy aminao