- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Barbada: Mihamarefo ny Baolina Kitra ao Karaiba

Sokajy: Amerika Avaratra, Karaiba, Barbady, Etazonia, Jamaika, Trinite sy Tobago, Fanatanjahantena, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2008)

Maneho ny heviny momba ny vintan'ireo ekipam-paritra mpilalao baolina kitra i Living in Barbados [1], raha manomboka ireo lalao fifanintsanana ho an'ny Amboara Manerantany amin'ny 2010.