Nosakanan'i Tonizia ny fidirana amin'ny Dailymotion

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2007 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy)

Ny Alahady 1 Aprily 2007, nanakana ny fidirana amin'ny tranonkala fifampizarana lahatsary Frantsay malaza Dailymotion ny manampahefana Toniziana, hoy ilay bilaogera Toniziana Astrubal raha nanoratra .

” Mety vokatry ny famoahana lahatsary maromaro momba ny toe-draharaha politika any Tonizia no nanakanana ny tranonkala www.dailymotion.com “, ​​hoy ny Reporters Without Borders (RSF) tamin'ny fanambarana navoakany ny 3 Aprily 2007.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.