Nosakanan'i Thailandy ny YouTube

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Ny 4 aprily 2007,  nanakana ny fidirana tamin'ny tranonkala fifampizarana lahatsary malaza YouTube  ny governemanta notendren'ny tafika tao Thailandy rehefa nanda ny hanala ny lahatsary iray manasoketa ny mpanjaka hajaim-bahoaka ao amin'ny firenena dia ny Mpanjaka Bhumibol Adulyadej ny Google Inc, izay tompony .

“Raha manapa-kevitra ny hanala ilay lahatsary izy ireo dia hoesorintsika ny fandraràna, ” hoy ny Minisitry ny teknolojiam-baovao Sitthichai Pookaiyaudom .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.