- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fitantarana manokana: Ny namonoana an'i Benazir Bhutto

Sokajy: Azia Atsimo, Pakistana, Lalàna, Mediam-bahoaka, Politika, Vaovao Mafana

(Marihina fa tamin'ny volana Desambra 2007 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy)

Raha jerena ny habetsahan'ny fanehoan-kevitra avy amin'ireo bilaogera manerana izao tontolo izao mikasika ny famonoana ny praiminisitr'i Pakistana teo aloha, Benazir Bhutto, dia nametraka pejy Fitantarana Manokana [1] nanangonana ireo fanehoan-kevitra maromaro avy any Pakistana sy ireo faritra hafa ao Azia Atsimo izahay, ary ny fitantaranay manokana eto amin'ny Global Voices ihany koa. Tsidiho ny pejy fitantarana manokana [1] tamin'ny fanavaozam-baovao tsy tapaka.