- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Torkia: Miditra amin'ny bilaogy WordPress amin'ny alàlan'ny WordPrexy

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Tiorkia, Fahalalahàna miteny, Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Namoaka tetikasa WordPrexy.com mba ahafahan'ny bilaogy Tiorka miantrano ao amin'ny WordPress.com [1] ny mpikatroka tao amin'ny Rindrin'Afo Lehibe any Torkia [2] .