Torkia: Miditra amin'ny bilaogy WordPress amin'ny alàlan'ny WordPrexy

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Namoaka tetikasa WordPrexy.com mba ahafahan'ny bilaogy Tiorka miantrano ao amin'ny WordPress.com ny mpikatroka tao amin'ny Rindrin'Afo Lehibe any Torkia .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.