02 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 02 Janoary 2019

Songadina ao Goatemalà – sept 2005

  02 Janoary 2019

Satria miomana amin'ny lalao androany alina ao Guatemala City ny ekipa mpilalao baolina kitra Amerikana sy Goatemalteka, dia toa manomboka mipaka bebe kokoa any amin'ireo mpamaky miteny Anglisy ny vondrona bilaogy Goatemalteka.

Ny herinandro tao amin'ny bilaogy Boliviana – feb 2006

  02 Janoary 2019

Nanontany ny mpaneho hevitra iray ao amin'ny dikan-teny Espaniola vao haingana indrindra amin'ny famintinan'ny Global Voices ny bilaogy Boliviana hoe, “Tsy misy lohahevitra hafa ve? Na mitantara ny sehatra ara-tsosialy sy ara-toekarena fotsiny ve ny bilaogy Boliviana?”

Nanao fihetsiketsehana isak'alina ny Hongroà hanoherana ny rafi-pitsarana vaovao sy ilay antsoina hoe “Lalànan'ny Fanandevozana”

Nanao hetsi-panoherana teo anoloan'ny lapan'ny Parlemanta sy nanerana an'i Budapest ny Hongroà hatramin'ny nandanian'ny antoko elatra ankavanana an'i Viktor Orbán  ny volavolan-dalàna ahafahan'ireo mpampiasa mitaky asa fanampiny 400 ora isan-taona amin'ny mpiasa sy volavolan-dalàna mety hanamora ny fitoriana iarahana amin'ireo mpitsara tsy mivadika amin'ny antokon'i Orbán.