Fanavaozam-baovao Lingua: Oktobra 2018

The Lingua Project

K'aiza sy aiza daholo ianareo e! Atolotra anareo ny toetran'ny Lingua tamin'ny Novambra 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 664 isika, nahasarika mpitsidika 289.673 ary jeripejy miisa 347.311. Nahatratra 262.846 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 264.304 ao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana oktobra 2018.

Songadina

Lohalaharana tamin'ny volana oktobra:

Lahatsoratra

Malagasy 307
Italiana 77
Espaniola 56
Rosiana 55
Frantsay 44

Tsidipejy

Espaniola 112.871
Paortiogey 50.314
Frantsay 33.469
Japoney 31.025
Rosiana 15.957

Facebook

Arabo ar 127,730
Shinoa 42.335
Espaniola es 19,667
Frantsay fr 17,482
Amharika am 8,885

Twitter

Shinoa 179.398
Arabo ar 43.041
Bangla bn 7.905
Espaniola es 7.563
Frantsay fr 5.583

Misaotra anareo ry Lingua! Ianareo no mahery indrindra best 🙂

Aza adinoina ny manjohy ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook, and Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.