- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fanavaozam-baovao Lingua: Septambra 2018

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV

The Lingua Project

K'aiza sy aiza daholo ianareo e! Atolotra anareo ny toetran'ny Lingua [1] tamin'ny Septambra 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 542 isika, nahasarika tsidika 272.382 ary jeripejy miisa 337.465. Nahatratra 263.061 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 260.975 ao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala [2] rehetra tamin'ny volana septambra.

Songadina

Ireo Lohalaharana tamin'ny volana septambra:

Lahatsoratra

Malagasy 172
Espaniola 70
Italiana 69
Rosiana 63
Frantsay 42

Tsidipejy

Espaniola 105.032
Paortiogey 41.411
Frantsay 34.487
Japoney 26.919
Arabo 25.163

Facebook

Arabo ar 128.035
Shinoa 42.285
Espaniola es 19.647
Frantsay fr 17.493
Amharika am 8.885

Twitter

Shinoa 178.115
Arabo ar 42,913
Bangla bn 7,847
Espaniola es 7,529
Frantsay fr 5,535

Misaotra anareo ry Lingua! Ianareo no mahery indrindra best 🙂

Aza adinoina ny manjohy ny Lingua ao amin'ny Twitter, [19] Facebook [20], and Google+ [21]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [22]. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro [23] izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua [24]!