Fanavaozam-baovao Lingua: Novambra 2018

The Lingua ProjectK'aiza sy aiza daholo ianareo e! Atolotra anareo ny toetran'ny Lingua tamin'ny Novambra 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 714 isika, nahasarika mpitsidika 285.987 ary jeripejy miisa 341.534. Nahatratra 262.486 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 259.848 ao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana novambra.

Songadina

Ireo nitarika tamin'io volana novambra io:

Lahatsoratra

Malagasy 316
Espaniola 85
Italiana 61
Rosiana 52
Frantsay 50

Tsidi-pejy

Espaniola 97.140
Paortiogey 49.410
Japoney 34.400
Frantsay 32.478
Arabo 18.816

Facebook

Araboo ar 127.332
Shinoa 42.415
Espaniola es 19.661
Frantsay fr 17.473
Amharika am 8.885

Twitter

Shinoa 177.944
Arabo ar 42.619
Bangla bn 7.903
Espaniola es 7.522
Frantsay fr 5.540

Misaotra anareo ry Lingua! Ianareo no mahery indrindra best 🙂

Aza adinoina ny manjohy ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook, and Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.