(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Mey 2008)
Rangahy iray mpisotro ronono avy any Arizona miantso ny tenany hoe “Grumpy Jiisan” [Anti-dahy Kizitina] no malaza ao amin'ny Nico Nico Douga, sampana iray fizarana lahatsary malaza be ao Japana, tato ho ato. Maka lahatsary hanehoany ny heviny momba ny anime (sarimiaina) Japoney tiany indrindra izy, izay haingoany amin'ny dongom-pasika sy lavabato ao aoriana. Tena malaza be ireo lahatsarin'i Grumpy Jiisan ao amin'ny Nico Nico Douga hany ka nahangona fanehoankevitra an'arivony [ja], nanampy soratra ny ankamaroan'ireo lahatsary ireo ireo mpampiasa ny Nico Nico Douga [ja]. Mpampiasa maro no nanao fanamarihana momba ny fahafehezany tsara ny zavatra resahany, gaga hoe [ja] lehilahy Amerikana dia liana be amin'ny anime Japoney.
Grumpy Jiisan ao amin'ny Nico Nico Douga
(Fanamarihana: tsy maintsy mampiditra ny famantarana anao ao anatin'ny vohikala ianao izay vao afaka mijery ireo lahatsary ao amin'ny Nico Nico Douga. Maimaimpoana ny fidirana saingy tsy maintsy manoratra anarana amin'ny takelaka amin'ny teny Japoney ianao. Jereo ity lahatsoratra (rohy maty) ao amin'ny Tokyotronic ity ahitanao ny fomba fanaovana izany.)
Manoratra momba ny lazan'i Grumpy Jiisan i Takekuma:
ネットで話題の「アリゾナの老人」を早速見てきました。YOUTUBEにディープなアニメ批評をアップしているアリゾナ在住の「グランピーじいさん」というのがその人で、日本アニメの大ファンらしく、YOUTUBEにもう50本くらいのアニメDVDの感想をアップしているのです。
Iray amin'ireo malaza be indrindra ao amin'ny Nico Nico Douga ny “Grumpy Jiisan mihomehy amin'ny borigady”.
見ると、毎回アリゾナの荒れ果てた砂漠にビデオカメラが設置されていて、向こうから白髪にヒゲモジャのじいさんがやってきて、「今日は涼宮ハルヒだ」とつぶやきながらDVDデッキにソフトを入れる。そして映像を眺めながら淡々とアニメのストーリーや、見所、自分の感想を語り出すのです。
たとえばハルヒのことは「バカげた内容のアニメだが、私は笑った。星4つだ」とニコリともしないで評価を下すのです。ニコニコ動画のほうに日本語字幕つきがアップされていました。そっちを見ても本当に最後まで作品を見て評価しているようで、技術的な解説を含めたコメントが的確なので、ネットには「アメリカの氷川竜介だ」「このおじいさん、萌える」と大人気になってます。
Ny lahatsary faran'i Grumpy Jiisan ao amin'ny YouTube.
ラインナップも「ハルヒ」だけではなくて「時をかける少女」や「パプリカ」、「ジパング」「秒速5センチメートル」など手当たり次第。そして最後に星5つで採点するのですが、今タイトル出した作品は軒並み高評価で、ネットを見た日米のオタクからも「cool!」「なかなかわかってらっしゃる」とかなりの好評。まるで大学で鉱物学を教えているかのようなファッションと、やはり学者然とした冷静な語り口には、俺も萌えました。
Isaorana i Taku Nakajima noho ny sosokeviny handikàna ity lahatsoratra ity.