Tantara tamin'ny 21 Desambra 2018
Ny Herinandron-tahotr'i Myanmar
Te hampatsiahy ny olona i Moe Moe fa herinandro lehibe eo amin'ny tantaran'i Myanmar ity herinandro ity.
Fitempon'ny Tontolombolongana Saodiàna
Tena herinandro milamina ho an'ny tontolombolongana Saodiàna ny herinandron'ny 13 Aprily 2006. Na izany aza, lahatsoratra tsara marobe no mety ho hitan'ireo blaogera avy ao anatin'ny firenena, ary koa avy amin'ireo izay monina any ivelany.
Nepal: Mamindra am-pitandremana noho ny Antony Demokratika
Taorian'ny fihetsiketsehana saika naharitra teo amin'ny telo herinandro teo, nanaiky ny hamerina ny parlemanta ny Mpanjaka Gyanendra ao Nepal. Nanafoana ny antenimieram-pirenena ny Mpanjaka tamin'ny 2002 satria toa tsy nahomby ny resaka ho amin'ny fandriampahalemana nataon'ny governemantan'ilay Praiminisitra Sher Bahadur Deuba tamin'izany miaraka amin'ireo Maoista.
Sina: Ny Fanorenana Repoblika
Ho fankalazana ny faha-60 taona niorenan'ny Repoblikam-Bahoaka ao Sina ny 1 Oktobra, halefa rahampitso 17 Septambra ny sarimihetsika ''Ny Fanorenana Repoblika''. Niteraka resabe mafana tao amin'ny Aterineto ilay sarimihetsika - tsy noho ilay sarimihetsika manokana, fa noho ny fiavian'ireo mpanakanto
Mamaly ny Fangataham-pisarahan'ilay Zazavavy Yemenita 8 Taona ireo Mpampiasa Aterineto ao Maghreb
Mamaly lahatsoratra iray navoakan'ny Yemen Times (pejy voafafa) momba an'ankizivavy kely iray 8 taona miezaka mametraka fisarahana ara-panambadiana aminà lehilahy iray 30 taona voalazany fa noteren'ny rainy hovadiany ny bilaogera Toniziana Stupeur!! Un nouveau depart!!.
Japana: Grumpy Jiisan ao amin'ny Nico Nico Douga
"Grumpy Jiisan", rangahy iray mpisotro ronono avy any Arizona maneho ny heviny momba ny anime Japoney no malaza ao amin'ny Nico Nico Douga, sampana iray fizarana lahatsary malaza be ao Japana, tato ho ato. Tena malaza be ao ireo lahatsarin'i Grumpy Jiisan hany ka nahangona fanehoankevitra an'arivony.
Romania: Fihaonamben'ny NATO sy Fifamoivoizana ao Bucharest
"Taorian'ny nihainoako ny tatitra mahakivy momba ny fifamoivoizana maraina tamin'ny onjampeo, gaga aho raha nahita fa malalaka nóho ny andavanandro ny làlana (toy ny amin'ny Alahady mangingina)", hoy ny tatitry ny bilaogera Romanina iray momba ny fifamoivoizana ao Bucharest amin'ny andro voalohan'ny Fihaonamben'ny NATO.
Ny raharaha emoji mate sy ny maha-zavadehibe izany ho an'i Amerika Atsimo
Efa eo ambaravaran'ny fankatoavana ny isiany ao amin'ny rakibolan'ny emoji ity zava-pisotro amerikana tatsimo ankafizin'olona an-tapitrisany ity.
Manoloana ny doro-tanety sy ny oram-baratra, ‘’Inona ny fiovaovan’ny toetrandro ?’’ hoy ny fanontanian’ireo Aostraliana.
"Nandritra ny famaizan’i Queensland sy ny haintany tany amin'ny morontsiraka antsinanana ary ny safo-drano tany Sydney dia tsy sahy niatrika ny zava-misy ny ankamaroan’ny ‘politisiana."