20 Desambra 2018

Tantara tamin'ny 20 Desambra 2018

Ejipta: Dov'è L'Amore (Aiza ny Fitia)

Andron'ny Mpifankatia ny Alakamisy lasa teo, ary azo antoka fa tsy hamela io fotoana io handalo fotsiny ka tsy hanoratra momba azy ireo bilaogera Ejipsiana, na hanolotra fomba fahandro Mofomamy misy Sokolà (Tarte au Chocolat) hafa kely mihitsy aza ho an'ity andro ity ka hiantso izany hoe "Ilay sakafon'ny Fitiavana".

Tetikasa ho an'ny fahasalamam-bahoaka amin'ny fampiasana ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra mba hanamafisana ny feon'ny vondrom-piarahamonina

  20 Desambra 2018

Miavaka amin'ireo teknolojia vaovao indrindra ampiasain'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra toy ny bilaogy, rakipeo ary ny lahatsary an-tserasera mba hanampiana ny tanjona ho an'ny fiarovana ny fikambanana misahana ny fahasalamam-bahoaka, ary hanomezana hery ny vondrom-piarahamonina izay miara-miasa aminy ireo voafidy hahazo fanohanana miisa enina.