Iran: Fitokonan'ny bisy sy ireo bilaogera tany Israely
Dikandahatsoratra
(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Niezaka nitarika fitokonana ny mpamily bisy Iraniana mba hanatsarana kokoa ny fepetran'ny asa sy ny famotsorana ny mpitarika ny sendikan'izy ireo. Bilaogy fitantarana hetsika iray, Otobos1 (midika hoe bisy amin'ny teny Persiana ny Otobos), dia noforonin'ny mpanohana ny sendikan'ny bisy mba hitantarana vaovao momba ny fitokonana. Nangataka ny hafa, anisan'izany ireo bilaogera Iraniana mba hanohana ny fitokonana ary hampahafantatra ny olona ny zavatra mitranga ny Otobos1. Araka ny voalazan'i Otobos1, nosamborin'ny mpitandro filaminana ireo mpamily bisy an-jatony sy mpiasa ary maro tamin'izy ireo no nodarohana sy noterena hiasa. Nilaza ny Fanous, bilaogy iombonana iray, fa nantsoina hanatrika ny komitin'ny fitsipi-pifehezana ao amin'ny oniversite ireo mpianatra izay nanohana ity hetsika ity. Nanampy ny bilaogera fa mpiasa maro tany am-ponja no nanomboka nitokona tsy hihinan-kanina. Penlog , fikambanana ahitana bilaogera miisa 200 nangataka azy ireo mba hampahafantatra ireo fikambanana misahana ny maha-olona toy ny Amnesty International momba ny famoretana ary nangataka azy ireo hanampy amin'ny fanafahana ireo gadra.
Nandeha nankany Isiraely i Hoder, bilaogera monina ao Toronto. Hoy ny vakin'ny bilaoginy :
“One thing I have to clarify here is that my focus in this trip is only on Iran and Israel relationship and when I talk about peace, I mean between these two states. As a non-religious Iranian (which means I'm a non-Arab, just in case some people don't know that), my interest, at least in this trip, is not in issues between Arab world and Israel.
What I'm trying to primarily do here is to try to help Israelis and Iranians have a better understanding about one another and contribute to stop the dangerous process of de-humanization that both side are doing”.
“Ny zavatra tokony hazavaiko eto dia hoe ny fifandraisan'i Iran sy i Isiraely ny anton-diako ary rehefa miresaka momba ny fandriampahalemana aho dia ireo firenena roa ireo no tiako lazaina. Amin'ny maha Iraniana tsy mpivavaka ahy (izany hoe tsy Arabo aho, raha misy olona tsy mahafantatra izany), tsy ireo olana eo amin'ny tontolo Arabo sy Isiraely no maha-liana ahy, farafahakeliny tamin'ity dia ity.
Ny ezahiko voalohany indrindra atao eto dia ny hanampy ny Israeliana sy ny Iraniana hanana fifankahazoan-kevitra bebe kokoa ary handray anjara amin'ny fampitsaharana ny dingana mampidi-doza tsy araka ny maha-olombelona izay ataon'ny roa tonta ” .
Nilaza i Hoder fa nahazo fanehoan-kevitra miabo avy amin'ny Iraniana izy :
“I'm really surprised by how much my Iranian audience of the Persian blog have been quite supportive about this trip. Over 130 people have commented so far on the post I announced my decision to visit Israel and maybe less than a dozen have been negative”.
“Tena gaga aho tamin'ny habetsaky ny mpamaky Iraniana ny bilaogy Persiana izay tena nanohana ahy tamin'ity diako ity. Olona maherin'ny 130 no naneho hevitra hatramin'izao tamin'ny lahatsoratra izay nanambaràko ny fanapahan-kevitro hitsidika an'i Isiraely ary angamba latsaky ny ampolony monja no tsy nankasitraka”.
Misy ny lahatsoratra momba ny diany sy ny bilaogy Iraniana ao amin'ny Haaretz. Lisa Goldman, bilaogera, mpanao gazety sady mpikambana GV avy any Israely, nitantara ny fitsidihan'i Hoder tao amin'ny bilaoginy ihany koa .
Nanoratra momba ny dia nataon'i Hoder ny bilaogera Iraniana sasany. Mr.Behi , bilaogera monina ao Iran, nihevitra ny fihetsik'i Hoder (ao amin'ny fizarana vaovao) ho zava-baovao. FM Sokhan, bilaogera sady mpanao gazety monina ao Iran, nametraka ny sarin'i Hoder tao amin'ny bilaoginy ary nanome rohy mankany amin'ny sary sy bilaogin'i Hoder. Nilaza i Sibestan fa nanontany tena i Hoder hoe nahoana no maro ny bilaogera manohana ny diany. Nanohy izy aloha fa tsy antoko mpanaraka an'i Hoder ny bilaogera Iraniana. Ary avy eo inona ny zavatra nataon'i Hoder ho an'ireo bilaogera nogadraina? Nihevitra ny dia nankany Isiraely ho zavatra tena tsara Nikhang , bilaogera ao Toronto kanefa ny toetran'i Hoder no olana. Araka ny heviny, miova loko mora foana ary tsy tsy tsara laza i Hoder.
Nizara ny fihetsem-pon'ny Iraniana tamin'ny diany nankany Israely tamin'ny 2003 i Shaharm Kholdi , bilaogera monina any amin'ny Fanjakana Britanika:
“To many of these Iranians in Toronto, I was absolutely clear as to why I was going to Jerusalem, as it was a workshop/course which was to be considered as a full credit, and for which I was to write an essay and be graded accordingly. The trip was funded by the University of Toronto's Political Science Department and the Canadian Friends of Hebrew University of Jerusalem's Foundation in TorontoHowever, and despite this full transparency, the great Iranians of the University of Toronto consider a person who supports a two-state solution, like myself, for the respective conflict, a collaborator and a Zionist. Coupling that with my S'Can-Iranic attitude, perhaps I am the worst kind of political cultural species for many of them”.
“Ho an'ireo Iraniana marobe tao Toronto, tena nazava tsara ny antony nandehanako tany Jerosalema, satria nisy atrikasa/fandaharam-potoana izay azo itokisana tanteraka, ary tokony hanoratako lahatsoratra sy omena lanja noho izany. Nahazo fanohanana avy amin'ny Departemantan'ny Siansa Politika ao amin'ny Oniversiten'i Toronto sy ireo Namana Kanadiana ao amin'ny Oniversite Hebreo ao amin'ny Orina Mpanasoa Jerosalema ao Toronto ny dia, ary na dia eo aza ny fangaraharana feno, dia mametraka ny olona izay manohana ny vahaolan'ny fanjakana roa, tahaka ny tenako, ho mpiray tsikombakomba sy Sionista ireo Iraniana lehibe ao amin'ny Oniversiten'i Toronto. Raha ampifandraisiko miaraka amin'ny toe-tsaiko Iranika izany dia angamba izaho no karazana kolontsaina politika ratsy indrindra ho an'ny maro amin'izy ireo ” .
Zavatra iray no azo antoka: Rehefa manaraka ny bilaogy sy ny bilaogera Iraniana ianao dia tsy ho sasatra mihitsy. Sady manana vaovao ianao no manana mpamoaka vaovao !
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...