- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Singapaoro: Fandinihana ny ASUS EEE PC

Sokajy: Azia Atsinanana, Singapaoro, Fanabeazana, Mediam-bahoaka, Teknolojia

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Janoary 2008)

Manandrana ny solosaina tena kely [1]navoakan'ny Asus farany indrindra mampiasa ny Linux ilay bilaogera ao Singapaoro, Rinaz. Vao manomboka varotana any Azia Atsimo Atsinanana io solosaina io ary efa misy vondron'ireo mpampiasa azy ao Thailandy sy Filipina.


Topimaso voalohany an'ilay Asus EEE PC [2] avy amin'i rinaz [3] ao amin'ny Vimeo [4].