Singapaoro: Fandinihana ny ASUS EEE PC

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Janoary 2008)

Manandrana ny solosaina tena kely navoakan'ny Asus farany indrindra mampiasa ny Linux ilay bilaogera ao Singapaoro, Rinaz. Vao manomboka varotana any Azia Atsimo Atsinanana io solosaina io ary efa misy vondron'ireo mpampiasa azy ao Thailandy sy Filipina.


Topimaso voalohany an'ilay Asus EEE PC avy amin'i rinaz ao amin'ny Vimeo.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.