Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

15 Desambra 2018

Tantara tamin'ny 15 Desambra 2018

Miteraka hetsi-panoherana ny fanesorana ny fitakiana ny fahaizana fiteny sy ny literatiora filipino any amin'ny oniversite

"Mino izahay fa ny fiteny sy ny literatiora Filipino no kitro ifaharana amin'ny fandalinana fampisainana, fahaiza-mamorona ary fanafahana ny fahafaha-manaon'ny mpianatra sy ny vahoaka."

‘Fandokoana ambonin'ny Fahafatesana': Ny Iraka Tanterahin'ny Mpanakanto Syriana iray Natao Fahirano tany Douma

"Hanangana hazo Noely avy amin'ny tafondro sy baombanareo izahay, ary handrehitra izany ho an'ny fandriampahalemana anatin'ny Ghouta anay maratra."

Libya: “Mirehitra i Gaza!” firaisankinan'ny bilaogera amin'i Palestina

Fozia Mohamed manomboka manavatsava ny tontolom-bilaogy Libyana sy ny fihetsiny manoloana ny tati-baovao amin'ny fanafihana Isiraeliana tao amin'ny tetezantanin'i Gaza, ankoatra ny fizarana ireo fahatafintohinana sy firaisankina ataon'ny bilaogera libyana amin'ny vahoaka Palestiniana. (desambra 2008)

Nandrehitra ny fifandirana ara-poko tao Afghanistana ny vaovao faikany sy ny fanodikodinam-baovao

"Faikany ity sary nivezivezy ity raha ny marina. An'i Wakil Kohsar ny sary ary nalaina tamin'ny taona 2016, 2 taona lasa izay."