Tantara tamin'ny 13 Desambra 2018
Serbia: Ny Fifidianana Filoham-pirenena
Notanterahina ny 20 Janoary ny fifidianana filoham-pirenena tao Serbia. Nohamafisin'ny Kaomisionim-pifidianan'ny Repoblika (RIK) fa nandresy ireo mpifaninana sivy hafa i Tomislav Nikolic, mpifaninana avy amin'ny Antoko Radikaly Serba. Nahazo ny 39,4 isan-jaton'ireo vato izy, narahan'i Boris Tadic, filohan'i Serbia amin'izao fotoana sady mpitarika ny Antoko Demokratika, izay nahazo 35,42 isan-jato.
Fampidirana anatin'ny Tolon'ny Bilaogy Somaliana
Fehiny voalohany amin'ny bilaogy Somaliana ity, sampana kely anatin'ny tontolon'ny bilaogy Afrikana kanefa mitombo hatrany. Araka ny mety efa ho nampoizina dia tanora ny ankamaroan'ireo bilaogera Somaliana, mipetraka ivelan'i Somalia ary manoratra amin'ny teny Anglisy.
Bilaogera an-jatony no nanohana ireo mpianatra nogadraina tany Iran
(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomboka hetsika mba hahatsiarovana sy hisarihana ny saina momba ireo mpianatry ny oniversite marobe nosamborina nandritra ny volana vitsivitsy,...
Antsafa nifanaovana tamin'i Sherwin Noorian, mpiara-manorina ny Farsi Tube
(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Farsi Tube na You Tube Iraniana izay natomboka tany Etazonia tamin'ny faran'ny taona (2006), dia nahasarika mpitsidika miisa 3.000...
Ny mpitondra fivavahana Iraniana sy ny famahanana bilaogy: Lasa virtoaly Ayatollah
(Marihina fa tamin'ny volana Oktobra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Mpitondra fivavahana Iraniana marobe no mibilaogy sy mizara ny heviny, ny finoany ary ny fiainany andavanandro amin'ny aterineto. Mahavariana...