Tantara tamin'ny 07 Desambra 2018
Fifampiresahana Tamin'i Gyani Maiya Sen, Iray Amin'ireo Mpandahateny Farany Mampiasa Ilay Fiteny An-dalam-pahaverezana ao Nepal
"...ny feony mijadojadona dia ahatarafana mivaingana ny maha-izy azy tamin'ny fotoana naha tanora azy - matanjaka, sahala amin'ny "mpanjakavavin'ny ala".