06 Desambra 2018

Tantara tamin'ny 06 Desambra 2018

Google.cn tany Shina

(Marihina fa tamin'ny volana Janoary 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Namoaka  ny tolotra miaraka amin'ny sehatra vaovao Google.cn amin'ny dikanteny Shinoa ny Google, ilay fitaovam-pikarohana goavana amin'ny aterineto. Teo aloha,...

06 Desambra 2018

Manasongadina ny olan'ny bala very ao amin'ny firenena ireo mpikatroka any Libanona

Farha Taysheh is one campaign among many that attempt to fight the inevitable violence resulting from the possession of guns — whether intentional or not. Iray amin'ireo fanentanana izay mikendry ny hiady amin'ny herisetra tsy azo ihodivirana vokatry ny fananana fitaovam-piadiana ny Farha Taysheh- na izany niniana natao na tsia. 

06 Desambra 2018

Ekoadaoro: Ny feon'ny findaiko sy ny fitantarana isan'andro ataon'olontsotra

Ao amin'ny faritra saro-dalana manodidina an'i Quito, Ecuador, napetraka ny kamiao kely norakofana tsara nandritra ny tontolo andro mba hampianatra momba ny tontolon'ny asa fanaovan-gazetin'olon-tsotra. Ahitana seza maro ary koa birao mihitsy aza ao anatin'ilay fiara, antsoina hoe "Mi Voz Móvil" (Ny Feon'ny Findaiko), ampy tsara handraisana mpanao gazety.

06 Desambra 2018