- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Indonezia: Fankahalàna Anaty Aterineto

Sokajy: Azia Atsinanana, Indonezia, Myanmar (Birmania), Fifandraisana iraisam-pirenena, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2007)

Tsy dia tsara loatra ny fifandraisan'i Indonezia sy i Malaizia tato ho ato noho ny samy filazan'ny roa tonta ho tompon'ireo rakitry ny ela ara-kolontsaina zarainy. Manoratra mikasika ilay fifandirana anaty tambajotra [1] eo amin'ireo mpampiasa aterineto avy amin'ireo firenena roa ireo i Carla.