01 Desambra 2018

Tantara tamin'ny 01 Desambra 2018

Pakistana: Antompisian'ny Bilaogy

  01 Desambra 2018

Hatramin'ny nisian'ny fiarahamonina… tsia, tsy marina loatra izany. Hatramin'ny nisian'ny fidirana aterineto, mpampiasa aterineto an-tapitrisany no narary nitebiteby mikasika ny tena antompisian'ny bilaogy. Raha ny fijeriko manokana, antony dimy lehibe no mahatonga ny olona hanoratra bilaogy.

Pakistana: Bilaogin'ny Adala

  01 Desambra 2018

Tompokolahy sy Tompokovavy, tongasoa eto amin'ny fehin'ny lahatsoratry ny bilaogy Pakistaney amin'ity herinandro ity. Efa azonareo an-tsaina tsara angamba fa tsy moramora ny manangona ireo lahatsoratra azo antoka (mahaliana) hovakianareo. Voatery mitety vohikala maro feno resaka poakaty izay vao mahatsinjo zavatra iray mahaliana.

Ankizy Kambodziana miaraka aminà Sabatra, Basy, ary Tononkalo

  01 Desambra 2018

Tamin'ny herinandro lasa teo no nakan'i Jinja ity sarin'ankizilahy kely Kambodziana roa mitana basy kilalao any amin'ny araben'i Phnom Penh ity. Na dia nilalao basy ihany aza i Jinja fony fahakeliny, noeritreretiny fa manahiran-tsaina kely ihany ny fahitàna azy ireo satria ohatra ny tena izy ireto basy!

Ny ‘Diwaniya’ ao Koety

Mihetsiketsika i Koety mandritra ny Ramadany amin'ny fivoahana alina miaraka amin'ny fianakaviana sy ny namana mitsidika ireo diwaniyas (toerana fivoriana natokana ho an'ny lehilahy), sy ireo fivoriam-pianakaviana hafa mahatonga anay tsy hanam-potoana amin'ireo olana ara-pôlitika sy maneran-tany.