- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny bilaogy tsara indrindra tany Kôsta Rika

Sokajy: Amerika Latina, Costa Rica, Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nisafidy dimy tamin'ireo bilaogy  Kôsta Rikana tsara indrindra ny vondrona Bloggos [1] .

Ireo bilaogy miisa dimy tafakatra dingana famaranana:
Caos entre ángeles y demonios [2]
fusildechispas [3]
betobeto.com [4]
korova-milk-bar [5]
Medea Material [6]

Mirary soa ho an'ireo tafakatra famaranana .