Tantara tamin'ny 27 Novambra 2018
Manomeza ho an'ny Global Voices—ampio izahay hampifandray izao tontolo izao
Porofo ny asanay nandritra ny 13 taona lasa fa manova ny fomba fanakaran'ny vahoaka izao tontolo izao io fifandraisan'izy ireo mihoatra ny fefin'ny fahasamihafàny io.. Tohano izahay androany, manolora vola!
“Tsy Maintsy hoe Vehivavy Kiobàna Mainty Hoditra!” : Resadresaka Niarahana Tamin'ilay Mpanoratra Ao Amin'ny GV Sandra Abd’Allah-Alvarez Ramírez

"[Raha ny zon'ireo LGBTQI no resahina] Ao Kiobà, mbola zaza mianatra mamindra izahay. Na dia efa be ihany aza ny dingana vita, mbola betsaka no tokony ho vitaina. "Aunque se haya hecho mucho, [amin'ny fiteny Kiobàna] queda muchísimo por hacer".
Antso Ho An'ny Fisoratana anarana: Vovonana An-tampony amin'ny Fifaninanana ao Etazonia
Te-hanambara ny fanokafana ofisialy ny Vovonana An-tampony amin'ny Fifaninanana ao Etazonia aho. Hetsika ofisialy iray amin'ny Fihaonana An-tampony Maneran-tany mikasika ny Orinasan'ny Fampahalalambaovao (WSIS), hisy any aminà firenena mihoatra ny 150 manerana izao tontolo izao ilay Fifaninanana An-tampony.