Tantara tamin'ny 23 Novambra 2018
Fonjain'i Maoritania i Biram Dah Abeid, mpikatroka anti-fanandevozana — ary ampanalaviriny ny parlemanta nahavoafidy azy koa
Nolazaina fa noho ny fandrahonana mpanao gazety iray manana fifandraisana akaiky tamin'ny fitondrana maoritaniana no antony nandefasana azy ho any am-ponja.
Eritreritra tsy tanan'ny mpiserasera amin'ny fahazato taona an'i Czechoslovakia
Manamarika ny fahazato taona nananganana an'i Czechoslovakia ny repoblikan'i Slovakia sy ny repoblika Tseky.
Malezia: Orinasa roa voatonona ao amin'ny antontan-taratasy Wikileaks tafaporitsaka
Ny famoahan'ny Wikileaks ny "telegrama diplaomatika" Amerikana mahakasika ireo orinasa Maleziana roa izay voalaza fa nandray anjara tamin'ny tambajotra fehezin'i Iran mba hividianana teknolojia balafomanga avy any Shina 'saingy tsy niteraka resabe teo amin'ireo olom-pirenena, fa niteraka fifantohana bebe kokoa amin'ny raharaha anatiny.
Malezia: Tokony hofoanan'ny sekoly ve ny fanadinana?
Volana vitsy lasa izay, nanambara ny mety hisian'ny fitsapam-pahaizana eny an-tsekoly ny Praiminisitra lefitra sady Minisitry ny Fampianarana ao Malezia, Muhyiddin Yassin, mba hanoloana ny fomba mifantoka amin'ny fanadinana ankehitriny amin'ny alàlan'ny fanafoanana ny UPSR (Fanadinana eny amin'ny Sekoly fanabeazana fototra) sy ny PMR (Sertifikàn'ny fampianarana fototra).
Ao anatin'ny tontolon'ny bilaogy Japoney
(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomana famintinana tsara dia tsara momba ny fomba fitantaran'ireo bilaogera Japoney ny fifidianana parlemantera tamin'ny 11 Septambra 2005 tao...
Misy zavatra ampahibemaso bebe kokoa noho nyTwitter ve?
Inona ny fitsipika amin'ny famoahana sioka tsy nahazoan-dalana? Amin'ireo mpiserasera an-tapitrisany, hitan'ny olon-drehetra ve ny zavatra rehetra lazaintsika ao amin'ny Twitter?