Ny fahatongavan'ny valalamanjohy no ahitan'i Meksika ny lafiny maha-tsy tia mpifindramonina azy ihany koa

Efa ela i Meksika no nanana fombandrazana ireharehany amin’ny fanokafany varavarana amin’ireo enjehina, lasa an-tsesintany, na lasibatry ny herisetra[…] Fa nahoana no misy ny mpialokaloka kilasy voalohany sy kilasy faharoa?