- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Israely: ‘No Limit Texas Dreide’ (Texas Dreide Tsy Misy Fetra)

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Israely, Fivavahana, Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2008)

Manazava ny fitsipika amin'ny No Limit Texas Dreidel ny My Right Word [1]manambatra ilay lalao dreidel nentim-paharazana amin'ny poker Texas Hold'em.

Efa akaiky rahateo ny Noely [2], ary resahany ao anatin'ny rohy etsy ambony ny amin'izay. Teny fohy entina mamintina ny tononkalo hita ao anatin'ilay rohy: Tsy mitady zavatra betsaka aho ho an'ny Noely, Zavatra tokana monja no ilaiko..Tsy iasàko loha izay fanomezana ho eo ambany hazonoely…Ianao no ilaiko…mihoatra lavitra noho izay mety ho takatrao ….