Israely: ‘No Limit Texas Dreide’ (Texas Dreide Tsy Misy Fetra)

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2008)

Manazava ny fitsipika amin'ny No Limit Texas Dreidel ny My Right Word manambatra ilay lalao dreidel nentim-paharazana amin'ny poker Texas Hold'em.

Efa akaiky rahateo ny Noely, ary resahany ao anatin'ny rohy etsy ambony ny amin'izay. Teny fohy entina mamintina ny tononkalo hita ao anatin'ilay rohy: Tsy mitady zavatra betsaka aho ho an'ny Noely, Zavatra tokana monja no ilaiko..Tsy iasàko loha izay fanomezana ho eo ambany hazonoely…Ianao no ilaiko…mihoatra lavitra noho izay mety ho takatrao ….

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.