Tantara tamin'ny 18 Novambra 2018
Ny sary hosodokon’ny ambasadaoro Indiana any Kroasia, fanomezana nanaovam-beloma tena nampiady hevitra tao amin’ny fampitam-baovao
Nanao veloma ireo manampahefana tao Kroasia ny ambasadaoro Sandeep Kumar tamin’ny fanolorana fanomezana ny sasany tamin’ireo sary hosodoko nataony nandritra ny telo taona niasany tao amin’ny firenena.
Ako avy amin'ny tontolon'ny blaogy Toniziana
Ako avy amin'ny tontolon'ny blaogy Toniziana: samy manana ny lohahevitra noresahiny ireo mpanoratra.
Ny Mombamomban'ny Tontolon'ny Blaogy Toniziana
Ny tontolon'ny blaogy Toniziana angamba no isan'ireo tontolon'ny blaogy mavitrika sy mitombo haingana indrindra ao amin'ny tontolo Arabo. Amin'izao fotoana izao, ahitana blaogy 70 mavitrika ao amin'izany, tantanan'ny Toniziana any Tonizia, Frantsa, Kanada, Etazonia, Arabia Saodita ary Romania.
Herinandro tao amin'ny Tontolon'ny Blaogy Kenyana
Herinandro tao amin'ny Tontolon'ny Blaogy Kenyana
Mangina avokoa ny ao amin'ny mandatehezana Shinoa
Mbola nisarika adihevitra mafana hatrany ny lohahevitra momba ny aterineto sy ny fanivanana gazety ao Shina taorian'ny fandrenesan'ny kongresy Amerikana momba ity olana ity tamin'ny herinandro lasa.
Ny tontolon'ny blaogy Nizeriana – herinandro voalohan'ny Novambra 2005:
Lohahevitra maro noresahina tao amin'ny tontolon'ny blaogy Nizeriana .