17 Novambra 2018

Tantara tamin'ny 17 Novambra 2018

Bilaogera Iraniana sy ny bilaogy iraisana: Avy amin'ny fampiharana demokratika hiarovana ny fahalalahana miteny

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Niaina zava-baovao ny bilaogera Iraniana tao anatin'ny enim-bolana farany dia ny Famahanana Bilaogy Iraisana. Nisy ny bilaogera maro avy any amin'ny toerana samihafa niaraka tamin'ny fomba fijery samihafa nivondrona ary nanomboka ny KHABARCHIN amin'ny teny Farsi. Sehatra ho an'ny bilaogera...

Famahanana bilaogy amin'ny fiteny Kambodziana

  17 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Masoivohom-panjakana manara-maso ny politikan'ny fifandraisan-davitra ao amin'ny firenena ny NIDA, (Fahefana Fampandrosoana ny Teknolojian'ny Fampahalalam-baovao Nasionaly). Mandrisika ny fampiroboroboana sy ny fametrahana ny rindrambaiko Open Source ny politikan'ny Teknolojian'ny Fampahalalam-baovao an'ny Governemanta Kambodziana. Ny Tetikasa Khmer Open Source no niara-niasa...