- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sodàna: fampielezankevitra momba ny fanalàna fampiasàmbola

Sokajy: Sodàna, Ady & Fifandirana, Mediam-bahoaka, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna, Vonjy Voina, Zon'olombelona

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny 2006)

AfricaBeat miresaka ny fampielezankevitra fanalàna fampiasàmbola miasa ao Sodàna: Tiako be ny mahita ny fitantanan'i Bush iray manontolo mihetsika mba ”Hanavotana an'i Darfur” na dia efa nandaitra aza tamin'ny fandevenana ilay tetikasan-dalàna izay singa fototry ny fampielezankevitra fanalàna fampiasàmbola hanerena ireo Amerikana mpampiasa vola mba hanàla ny volany amin'ny orinasa rehetra miasa ao Sodàna.