(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny 2005)
Nivory teo amin'ny Kianjan'ny Fahaleovantenan'i Ghana tao Accra tamin'ny Sabotsy 3 Septambra 2005 teo ny olona mihoatra ny 300.000 mba handray anjara amin'ilay hazakazaka 15 ora, Kaoseritra “Mijoro Manohitra Ny Fahantrana i Afrika”, nanasongadinàna ireo mpanakanto Afrikana sangany, olontsotra malaza ao amin'ny fiarahamonina ary mpanentana manohitra ny fahantrana. Kaonseritra nalefa mivantana tao amin'ny MetroTV, nahasarika mpijery maherin'ny 700.000 tao Ghana fotsiny
Sary bebe kokoa ao amin'ny Black Looks.