- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe: Fiakaran'ny saram-pianarana any amin'ny Anjerimanontolo

Sokajy: Afrika Mainty, Zimbaboe, Fanabeazana, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny 2006)

Nitatitra mikasika ny fiakaran'ny saram-pianarana amin'ny anjerimanontolo ao amin'ny fireneny i This is Zimbabwe. Tamin'ny volana Janoary 2006, niakatra 400% ny saram-pianarana, ary ny volana Febroary 2006, mbola niakatra 1000% ihany izany!