- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika: Manao laza masaka mikasika ny SIDA

Sokajy: Afrika Mainty, Fahasalamàna, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aprily 2006)

Maneho hevitra manoloana ny fanolorana ny SIDA ao Afrika sy ny fironana amin'ny fandisoana ireo tena isa [1] i My Hearts in Accra… Mijaly amin'ny fomba sarotra maromaro i Afrika noho ny fanamafisana ilay fimiràna hoe «Afrika = SIDA»….. Mafy toy ny inona no tsy maintsy hiasantsika mba hitaomana ireo olona hahatakatra ilay tena krizy… sy ny tsy tena izy?