- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Jery Todika Mikasika ny Hip Hop

Sokajy: Afrika Mainty, Nizeria, Fifindràmonina, Mediam-bahoaka, Mozika

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Aprily 2006)

Manana fanavaozana iray mikasika ny tarika hip hop vitsivitsy ao UK [1]ny African Shirts.

Raha fintinina fohy dia resahany ao anaty lahatsoratra (amin'ny teny anglisy) voalazan'ny rohy ny momba ireo seho sy rakikira heverina ho nahomby ka nahazo loka, isan'ireny ny hira ‘Little Derek’,  fa indrindra ny fanenjehan'ireo politisiana frantsay ny mpiangaly mozika hip-hop, sy ny mety haha-fitaovana fanakorontanana ny fiangaliana mozika