Jery Todika Mikasika ny Hip Hop

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Aprily 2006)

Manana fanavaozana iray mikasika ny tarika hip hop vitsivitsy ao UK ny African Shirts.

Raha fintinina fohy dia resahany ao anaty lahatsoratra (amin'ny teny anglisy) voalazan'ny rohy ny momba ireo seho sy rakikira heverina ho nahomby ka nahazo loka, isan'ireny ny hira ‘Little Derek’,  fa indrindra ny fanenjehan'ireo politisiana frantsay ny mpiangaly mozika hip-hop, sy ny mety haha-fitaovana fanakorontanana ny fiangaliana mozika

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.