Sary avy any Tahiti: Tsenan'i Papeete

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Novambra 2006)

tahitimart3 Mamoaka sarin'ny tsenan'i Papeete ilay blaogera sady mpampianatra ao an-toerana, Jean-Marc, ao amin'ny Photos de Tahiti et de Polynesie ary manoratra:

Ce marché est divisé en plusieurs parties: poissonerie, boucherie, artisanat, fruits et légumes, fleurs et divers…

Nozarazaraina ho ampahany maromaro ity tsena ity: fivarotana trondro, fivarotana hena, asa tanana, voankazo sy legioma, voninkazo sns…

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.