Tantara tamin'ny 15 Novambra 2018
Na eo aza ireo Sakana Rehetra, Faly koa i Yemen!
Navadika ho anaty tontolo Yemenita ilay hira Happy malaza an'i Pharrell William, mampiseho ny fahaiza-mamorona sy ny talentan'ireo tanora Yemenita, ny fanahin-dry zareo mijery foana ny lafitsaran-javatra ary ny hanihaniny.
Libaney mpiasa matihaninana amin'ny fahasalamana, manameloka ny “Fitsaboana Fanovàna” ny LGBTQ+”
Ny fanentanan'ny vondrona HINAD dia tohiny tamin'ireo tatitra marobe nilaza fisian'ireo mitovy fananahana niharanà endrika samihafa mikasika ny fitsaboana famadihana sy noho ny antso nalefa tamin'ny taona 2017, avy amin'ny mpitsabo fitaovam-pananahana iray mba hampiasana ny fitsaboana amin'ny alalan'ireo herinaratra.
Efa Tafiakatra ao anaty Aterineto avokoa ireo Vokatry ny Fitsapankevitra avy amin'ny Filankevitra
Hitanareo anatin'ny pejy tsirairay ny famintinana fohy ny adihevitra, ireo rohy mankany amin'ny antontan-taratsy feno misy ny resaka izay andalinana azy ireo tsirairay avy, ary ireo vokatra amin'ny antsipiriany avy amin'ny fitsapankevitra mifanaraka aminy.
Mitombo betsaka ireo ampangaina ho nanao ‘heloka bevavan'ny firaisankina’ ao Eoropa, 11 nantsoina hotsaraina tao Belzika noho ny fanampiana mpifindramonina
Niseho teo anatrehan'ny fitsarana tao Bruxelles tamin'ny 6 septambra 2018 ny olona miisa 11 izay nosamborina sy nampangaina ho nanao fanondranana olona tamin'ny oktobra 2017, io no fotoam-pitsarana voalohany lazain'ny mpikatroka fa...
Jery Todika Mikasika ny Hip Hop
Voalazan'ny rohy ny momba ireo seho sy rakikira heverina ho nahomby ka nahazo loka, fa indrindra ny fanenjehan'ireo politisiana frantsay ny mpiangaly mozika hip-hop
R.D. Kôngô: Fanehoankevitry Ny Mpanohitra Manoloana Ny Fifidianana Fihodinana Faharoa Teren-ko Masaka
Namoaka fanambaràna an-gazety iray ho fanehoankevitra manoloana ny tombatombana mialoha hoe mety efa nandresy tamin'ny fifidianana tamin'ny volana Oktobra tao R.D.Kongo i Joseph Kabila (antsoina koa hoe Hyppolite Kanambe) ny UDPS Liege, ilay blaogin'ny antoko mpanohitra UDPS miorina ao Belzika.
Sary avy any Tahiti: Tsenan'i Papeete
Mamoaka sarin'ny tsenan'i Papeete ilay blaogera sady mpampianatra ao an-toerana, Jean-Marc
Sary avy any Martinika: Fort-de-France
Jery an'i Fort-de-France, renivohitr'i Martinika avy amin'ny VuBlog.
Mibilaogy momba an'i India: akoranafo bio, manga, akondro, “chick-lit” sy Bollywood
Manana endriny samihafa amin'ny fanoratana momba an'i India amin'ity herinandro ity izahay. Anisan'ireo lohahevitra noresahana ny: bio-carburants, chick-lit (tantaram-pitiavana), manga, akondro, Madras ary Bollywood.
Ny herinandro voalohan'ny taona 2006 ao amin'ny bilaogy Maraokana
Taorian'ny iray volana tsy hita, dia tafaverina i Larbi. Ity blaogy ity no azo antoka fa tena malaza indrindra eo amin'ireo bilaogera Maraokana ary ankoatra ireo lahatsorany manakiana, dia manome tolotra ho an'ireo mpamaky azy koa izy.