- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Demokrasia tsara aro sy ny Aterineto

Sokajy: Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Mediam-bahoaka, Teknolojia

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Marsa 2005)

Toro-hevitra ho an'ny Demaokrasia tsara aro [1]: Ao amin'ny pejy wiki ato  [2]ny antontan-taratasy toro-hevitra ho an'ny Klioban'i Madrid. [2]

David Weinberger namoaka ny IRC (fihaonana mivantana) [3] ho an'ny atrikasanay omaly