12 Novambra 2018

Tantara tamin'ny 12 Novambra 2018

Ireo Blaoginà Literatiora Tsara Indrindra Tamin'ny 2005

Ireo bilaoginà Literatiora tsara indrindra tamin'ny taona 2005 voasoratra tamin'ny teny espaniola dia ireo mpikambana amin'ny Blogueratura, ny manan-danja indrindra amin'ireo blaogy literatiora amin'ny teny espanola, no nifidy azy. Amboaran-tahiry ahitàna blaogy miisa 769 an'ireo firenena isankarazany ao Amerika latina, ary koa Espana.

12 Novambra 2018

Belarosy, Rosia: Lavanty Fanaovana Asa Soa Anaty Aterineto Ivarotana Olona

Akon

Tsy vaovao ny fanaovana ny lavanty ho fitaovana fanangonam-bola eo amin'ny tontolon'ny fanaovana asa soa -- varotana amin'ity fomba ity avokoa ny zava-drehetra miainga amin'ny sary hosodoko ka hatrany amin'ny fitsidihana miavaka. Misy mihitsy aza ireo mivarotra olona: lavantinà sakafo hariva miaraka amin'olomalaza sy sakafo maraina miaraka aminà mpandraharaha.

12 Novambra 2018

Inona no niseho tamin'ny Skype tany Shina?

Voalaza fa nosakanan'ny China Telecom ilay mpanome tolotra Aterineto (FAI) lehibe indrindra any Shina noho ny antony ara-toekarena, farafahakeliny tany amin'ny tanàndehibe atsimo atsinanan'i Shenzhen ny Skype, ilay programa VOIP mahomby izay nahazo laza iraisam-pirenena no voasakana.

12 Novambra 2018