Venezoela: Fanoherana Mba Hanaovana Ny Fifidianana Savaranonando

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny 2006)

Samy mankalaza ny fanapahankevitry ny vondrona mpanohitra SUMATE ny hanaovana ny savarfanonando hisafidianana kandidà hifanandrina amin'i Chavez amin'ny fifidianana filoham-pirenena ho avy i Oil Wars sy i Jorge Arena. Na izany aza, manana ahiahy (ES) i El Espacio de Lubrio mikasika ny fanambaràna izay milaza fa hodorana eo noho eo ireo vato rehefa vita ny fanisàna. ”Raha nanao izany ny CNE, tsy tokony ho ampangaina ho nanao hosoka ve izy ireo? Afaka itokisana ve ireo fifidianana savaranonando ireo?”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.