- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bangladesh: Miasa ao amin'ny Helodrano

Sokajy: Mediam-bahoaka

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny taona 2008)

Fandinihana momba ny mpifindra-monina handeha hiasa any amin'ny Helodrano, raha niandry tao amin'ny seranam-piaramanidina amin'ny ora “ambanin'ny tany” ao amin'ny D is for Dhaka [1].