08 Novambra 2018

Tantara tamin'ny 08 Novambra 2018

Manao fandraketam-peo azon'ny rehetra henoina

  08 Novambra 2018

Miarahaba anareo rehetra ... Vao avy namoaka ny rakipeo notontosaiko voalohany aho . Ny lohahevitr'ity rakipeo maharitra dimy minitra ity dia ny fitomboan'ny fanatontosana rakipeo sy ny olana atrehin'ireo olona manana olana amin'ny fihainoana.

Mumbai sy ny horohoro: Ny ampitso

  08 Novambra 2018

Nanaitra ny firenena iray manontolo ny fanafihana tamin'ity halehibeny ity. Raha tsy vahiny amin'ny fipoahana baomba sy fanafihan'ny mpampihorohoro i India, dia tsy nampoizina ny toe-javatra momba ny takalon'aina naharitra ela be tao amin'ny toerana malaza iray. Ny fanodinana ny zotra-piaramanidina tamin'ny taona 1999 no takalon'aina farany notantaraina betsaka.