- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nizeria: Boky

Sokajy: Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny volana Desambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Niantso ny mpamaky Nizeriana handefa ny “bokiny tsara indrindra tamin'ny taona 2005 [1]” i Molara Wood  … ., Nandefa ny safidin'izy ireo tamin'ny boky miavaka IRAY novakiany tamin'ny taona 2005 noho izany ireo mpamaky ary nilaza tao anatin'ny teny tsy nihoatra ny 100 ny antony nahasarika azy ireo tamin'ilay boky”