Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Nizeria: Boky

(Marihina fa tamin'ny volana Desambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Niantso ny mpamaky Nizeriana handefa ny “bokiny tsara indrindra tamin'ny taona 2005” i Molara Wood  … ., Nandefa ny safidin'izy ireo tamin'ny boky miavaka IRAY novakiany tamin'ny taona 2005 noho izany ireo mpamaky ary nilaza tao anatin'ny teny tsy nihoatra ny 100 ny antony nahasarika azy ireo tamin'ilay boky”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.