- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Benin: Angelique Kido

Sokajy: Afrika Mainty, Benin, Nizeria, Mediam-bahoaka, Mozika

(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanoratra momba ilay mpanakanto Benin, Angelique Kido – indrindra ny rakikirany nivoaka taona 1994, mitondra ny lohateny hoe Aye izay nolazainy fa tokony efa nivoaka andro iray talohan'ny nanoratana ity lahatsoratra ity [1]… …ny Jangbalajugbu-Homeland Stories  “Nijery ny anarany tao amin'ny wiki aho ary fantatro fa ity vehivavy 46 taona ity dia efa nosalorana ny loka Grammy intelo ( 1995, 1999 ary 2003). Namoaka ny rakikirany farany indrindra izy, Oyaya! (Fifaliana) tamin'ny taona 2004 “Ary 46 taona izy wow!