Benin: Angelique Kido

(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanoratra momba ilay mpanakanto Benin, Angelique Kido – indrindra ny rakikirany nivoaka taona 1994, mitondra ny lohateny hoe Aye izay nolazainy fa tokony efa nivoaka andro iray talohan'ny nanoratana ity lahatsoratra ity… …ny Jangbalajugbu-Homeland Stories  “Nijery ny anarany tao amin'ny wiki aho ary fantatro fa ity vehivavy 46 taona ity dia efa nosalorana ny loka Grammy intelo ( 1995, 1999 ary 2003). Namoaka ny rakikirany farany indrindra izy, Oyaya! (Fifaliana) tamin'ny taona 2004 “Ary 46 taona izy wow!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.